Entry mandranitra (ranitra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika
¶ Manasa, maka maso
¶ Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady
¶ Mitana sakaiza ratsy [Rajemisa 1985]
English translation   to sharpen; to point. [Richardson 1885]
   to sharpen [Hallanger 1973]
French translation   affûter, aiguiser [Hallanger 1974]
Morphology  
mandranitra
nandranitra
handranitra
mandranita
Compound words, titles, names  

Updated on 2012/05/15