| Entry (1/2) | 1 ramose |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1] |
| Examples |
4 Mba faly amin' ialahy ve ramose?
[2.472]
5 Fantatry ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [2.48] |
| Vocabulary | 6 Forms of Address |
| Synonyms | 7 mose |
| Entry (2/2) | 8 Ramose |
| Elementary words | 9 ramose |
| Part of speech | 10 name (book title) [Full list] |
| Author |
11 Ratsifandrihamanana Clarisse |
| Publishings |
12 Librairie Mixte. 2006. Pages: 255. |
| Anagrams | 13 mosare, 14 Mosera, 15 ramose, Ramose, 16 serôma, 17 somare, 18 Somera |
| Updated on 2025/10/18 |
|