|
|
|
|

Entry 1  mose
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha
4 Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
Explanations in English  5 Mister [1.7]
Explanations in French  6 Monsieur [1.8]
Examples  7  Inty toka ny rononon' I mose Sarila; [2.470#37]
8  Ity mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [2.472#75]
Vocabulary  9  Forms of Address
Synonyms  10 ramose

Anagrams  11 meso, mose

Updated on 2026/02/26