| Entry (1/2) | 1 rambony |
| Root | 2 rambona |
| Part of speech | 3 imperative of passive verb rambonana [Full list] |
| Synonyms | 4 rambosy |
| Entry (2/2) | 5 rambony |
| Part of speech | 6 noun rambo and pronoun |
| Examples |
7 Kitoza tsy maimbo ny rambony;
[2.69#]
8 Fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117#] 9 amin' ny rambony no anombohany azy ary fy dia fy aminy ery ilay zava-mora tsy dia inona loatra amin' ny mpanana. [2.470] |
| Anagrams | 10 rambony, 11 rimbona, 12 rombina |
| Updated on 2025/09/10 |
|