|
|
|
|

Entry 1  raindahiny
Elementary words  2 ray, 3 lahy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray [1.1]
Explanations in English  6 famous for what he does (often derogatory) [1.7]
Explanations in French  7 qui a déjà un certain âge, expérimenté [1.8]
Examples  8  Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io [2.895#]
Analogs  9  ampingaloha, 10  ela nihetezana, 11  goaika antitra, 12  kalazalahy, 13  main-dambana, 14  maintimolaly, 15  mena vazana, 16  ombalahy be vozona, 17  sifotra antitra, 18  za-draharaha, 19  zanak' omby tsy ampianarin-domano
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22