Entry raikiraiky
Part of speech noun
Malagasy definition Fiherikerehana sy fitahontahonana; fahadaladalana sy fivarimbarianana amin' izay rehetra hita [Rajemisa 1985]
English definition See doladola, vembena [Richardson 1885]
Derivations 

2013/06/04