| Entry | 1 miraikiraiky |
| Root | 2 raikiraiky |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa
5 Adaladala, mitahontahona [1.1] |
| Explanations in English |
6 to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika
[1.2] |
| Examples |
7 Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry.
[2.996]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|