| Entry | 1 fandraikiraikena |
| Root | 2 raikiraiky |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanadalana
5 Ody fandravoravoana, ody fitia [1.1] |
| Explanations in French |
6 L’action de faire tituber
7 charme [1.3#501] |
| Examples |
8 Dia rendrika aho, asa izany angaha no azon' ny fandraikiraikena!
[2.643#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|