| Entry | 1 rahefa avy |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 rahefa, avy |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny zavatra natao talohan' ny zavatra hafa iray: Rahefa avy nisakafo izahay, dia nitsangantsangana teny amoron-dranomasina |
| Synonyms | 5 rehefa avy |
| Updated on 2025/08/02 |
|