Entry rahefa (raha, efa)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely [Rajemisa 1985]
Explanations in French apr├Ęs, lorsque, quand [Abinal 1888]
Other spellings 
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31