Entry raha vao
Elementary words raha ; vao
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra [1.1]
Examples Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho [2.324]

Anagrams 

Updated on 2023/05/27