|
|
|
|

Entry1 raha efa
Elementary words  2raha, 3efa
Part of speech  4 locution
Explanations in Malagasy  5 indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary [1.1]

Updated on 2025/09/12