Entry plan
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  marika
Sarin-trano mampiseho ny fanorenana sy ny efotrefitra (building drawing)
Sarin-tanàna mampiseho ny lalana sy ny iorenany ny trano (city map, area map)
Hevitra voalamina (intention about what to do) [1.32]
Explanations in English  marika : a plan or drawing [1.5]

Entry plan
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  mandamina hevitra : to plan [1.32]

Entry plan
Part of speech noun
Explanations in French  drafitra : plan, planning
drafitsary : plan
drafitra ankapobeny : plan général
drafitsarintany vita kadasitra : plan cadastral
drafitsary hanatsarana ny tanàna : plan d'urbanisme
lafiny : plan; point de vue [SLP 1986]
lemaka : plan [SLP 1986]
lemaka anatrika : plan frontal
lemaka anoloana : plan frontal
lemaka an-tendrony : plan du bout
lemaka fifandrifiana : plan axial
lemaka fototra : plan principal
lemaka ify : plan affine
lemaka ify eoklidiana : plan affine euclidien
lemaka ila : plan de profil
lemaka lefitra : plan secondaire
lemaka manaraka fehibe : plan équatorial
lemaka marindrano : plan horizontal
lemaka mijidina : plan vertical
lemaka miraika ria mirona : plan incliné
lemaky ny ekliptika : plan de l'écliptique
lemaky ny fay : plan de faille
maritrano : architecture, plan
planina : plan
sarintanim-paritra : plan [1.13]

Updated on 2021/11/13