Entry pisaka (saka)
Part of speech   noun
French translation   Celui qui arrête, empêche [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]

Entry -pisaka
Part of speech   morphological form of the word fisaka
Examples  
1sy lamba somizy, sy satro-pisaka sy kasikety, sy satroka borozano; [Callet: Tantara, page 1063]
2Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 213]

Entry -pisaka- (sakana)
Part of speech   morphological form of the word fisakana

Updated on 2017/03/15