Entry penjy
Part of speech adjective
Malagasy definition Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry penjy
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' ahitra fanao satroka [Rajemisa 1985]
French definition  [Betsimisaraka] (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Lepironia mucronata
Examples 
1Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 96]
2Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [Andraina: I Vola, page 130]

2019/08/17