| Entry (1/3) | 1 petra- |
| Part of speech | 2 morphological form of petraka |
| Entry (2/3) | 3 petra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
6 Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1] |
| Explanations in English |
7 same as pepetra
[1.2] |
| Explanations in French |
8 commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Entry (3/3) | 11 petra |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 Fandrarana na fisakanana
[1.1] |
| Anagrams | 14 patre, 15 petra, 16 trepa |
| Updated on 2025/11/13 |
|