Entry panda
Part of speech   noun
Malagasy definition   Pentina amin' ny hoditra vokatry ny hainandro, izay mety ho afa-panafody ihany na ho afaky ny fiovam-ponenana aman-draharaha.
Mitovy hevitra: hoditoho [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry panda
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka, Tanala] handrina [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

2013/06/03