Entry -panao (tao)
Part of speech   morphological form of the word fanao
Examples   Ireo fomba amam-panao ampisehoana a! [Randzavola: Baiboly, page 597]
Fomba fanabeazana lehibe iray koa ny fomba amam-panao. [Razafiarivony: Harivolana, page 65]
fa mitovy avokoa ny olona mitovy ny fomba amam-panaony, mitovy ny finoana arahiny. [FOFAFIPE: Haivola, page 70]

Entry panao (tao)
Part of speech   noun
French translation   Acteur, agent, ouvrier, travailleur [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]

Updated on 2017/03/19