|
|
|
|

Entry1  paik' afo
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  paika, afo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka
Explanations in Italian  5  [1.18] [paikafo] vatoafo, afokasoka [Mahafaly, Tanosy]

Anagrams  6 fiapoka, 7 fipaoka, 8 fipoaka, 9 paik' afo

Updated on 2025/09/12