|
|
|
|

Entry1  ory hava-manana
Elementary words  2 ory, 3 havana, 4 manana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza. [1.1]

Updated on 2025/09/12