Entry oro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] doro, fandoroana [1.78]
 Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon' ireo ratsy saina. [1.1]
 Fihinan'ny zaka amin'ny ôksizenina [1.13]
Explanations in English Burning. Compare may, doro, dotra, rehitra [1.2]
Explanations in French Ce qui est brûlé, action de brûler [1.3]
 Combustion [1.13]
Derivatives 
Compound words 

Entry oro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] orona [1.78]
Vocabulary 

Updated on 2023/07/22