Entry | 1 onja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana |
Explanations in English |
4 [1.2] a wave. See alon-drano. 5 [1.7] a wave |
Explanations in French |
6 [1.8] vague, onde |
Examples |
7 [2.471] Mitopatopa ny onja vaventy.
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Anagrams | 30 anjo, 31 jano, 32 Jona, jona, 33 njoa, 34 onja |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |