| Entry | 1 fanonja |
| Root | 2 onja |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 7 fanjona, 8 fanonja |
| Updated on 2025/09/12 |
|