| Entry | 1 ondrikely kamboty |
| Elementary words | 2 ondry, 3 kamboty |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1] |
| Synonyms | 6 ondrikely malahelo |
| Updated on 2025/09/12 |
|