| Entry | 1 omby volavita |
| Elementary words | 2 omby, 3 volavita |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 omby misy fotsy eo amin' ny handriny, lamosiny, rambony ary ny tongony, izay natolotra natao hasin' andriana [1.1] |
| Explanations in English |
6 speckled cattle which are used as a sorona given on occasions of presenting hasina. Two five-franc pieces are generally given now as solon' omby vola vita [solo, a substitute]. [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|