|
|
|
|

Entry1  volavita
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza [1.1]
Examples  4  ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita [2.48]
5  Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. [2.298]
6  Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [2.472]
All compound words  7  2 combinations of this word
Vocabulary  8  Economy: breeding, farming
Proverbs  9  Proverbs containing that word
Tables and plates  10  Cattle Coat Colors
Illustrations 

Anagrams  11 tavivola, 12 volavita

Updated on 2025/10/08