| Entry | 1 omby mifahy |
| Elementary words | 2 omby, 3 mifahy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 omby hatavezina [1.1] |
| Explanations in English |
6 a fattened ox. [1.2] |
| Examples |
7 Ny zanak'omby mifahy aterinareo ho fanati-pihavanana dia tsy hojereko akory.
[2.996]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|