Entry | 1 ny mamerina indroa manana ny antitra |
Elementary words | 2 mamerina, 3 indroa, 4 manana, 5 antitra |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |