Entry mamerina (verina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako
¶ Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka
¶ Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy
¶ Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [Rajemisa 1985]
French definition rendre, rapporter, redire, ramener [Abinal 1888]
French definition réviser, refaire [SLP 1986]
Morphology 
mamerina
namerina
hamerina
mamerèna
Synonyms manindroa
Compound words, titles, names 
Examples 
1Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika. [Ravelomanana: Lalana, page 174]
2Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
Quotes 

Updated on 2015/04/21