|
|
|
|

Entry1  ny hendry ihany no anarina
Elementary words  2  hendry, 3  ihany, 4  anarina
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) [1.1]

Updated on 2025/09/12