|
|
|
|

Entry1  ihany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako
4 Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho
5 Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina
6 Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1]
Explanations in English  7 only, just, tolerably [1.7]
Explanations in French  8 seulement, même; vraiment [1.8]
Analogs  9  fotsiny, 10  monja
All compound words  11  16 combinations of this word

Anagrams  12 hiany, 13 ihany, 14 ny ahy

Updated on 2025/11/17