|
|
|
|

Entry (1/2)1  anarina
Root  2 anatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha.
5 Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava. [1.1]
Explanations in English  6 to be advised, to be admonished. [1.7]
Explanations in French  7 qu'on conseille qu'on réprimande. [1.8]
Examples  8  Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13  2 combinations of this word

Entry (2/2)14  añarina
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 sanga, tampony, tendrony. [Taimoro] [1.78]

Anagrams  17 anarina, añarina, 18 aniràna, 19 aranina, 20 rianana

Updated on 2025/11/12