|
|
|
|

Entry1  ny be sy ny maro
Elementary words  2  be, 3  maro
Part of speech  4  locution
Explanations in French  5  la foule, tout le monde, tous les gens [3.1]
Examples  6  Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany! [2.270#12]
7  ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo [2.649#131]
8  Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro [2.996]
9  Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra [2.588]
10  Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro? [1.302]
11  Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona [1.353]
12  Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro? [2.285#110]
13  Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso! [2.298#106]
All compound words  14  eran' ny be sy ny maro

Updated on 2025/10/08