Entry ny Andriana (ny, andriana)
Part of speech expression
Explanations in French titre honorifique: Avelao aho, ny Andriana, mba handeha (Permettez-moi, sire, de partir aussi) [Abinal 1888 page 453]
Examples 
1Asaovy mandeha hoy aho, ny andriana [Dahle: Angano, page 94]
2Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy [Rajemisa 1985, page 769]
3Mba avia re, ny Andriana, hotahin' Andriamanitra ianao [Ravalison: Atodiorokoroka]
4Indreto àry, ny Andriana, ry Kelimalaza mivady sy i Manjakatsiroa [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]

Updated on 2021/05/28