Entry ny ahy (ny, ahy)
Part of speech expression
Malagasy definition Enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: Lafo kokoa ny satrokao noho ny ahy. [Rajemisa 1985]
French definition le mien, les miens [Abinal 1888]
Examples 
1Ny ahy toaka mahery! [Andriamalala: Fasana, page 5]
2Mba kivazivazy ny ahy. [Rapatsalahy: Kintana, page 70]

2017/11/06