|
|
|
|

Entry1  ntaololahy
Elementary words  2 ntaolo, 3 lahy
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5 a venerable old man. [1.2]
Examples  6  Aiza ianareo ry ntaololahy no tsy nitantara? [2.296]
7  An-kolaka nahasoa azy iny ary tahaka ny nandindondindona ity ntaololahy ny tsy maintsy hiverenany amin' ny maha mpananotena azy indray. [2.470]

Updated on 2025/09/12