Entry nirina (iry)
Part of speech past of passive verb irina
Examples Voan-kazo nirina hianao
akondro notadiavina
ka na seranin-dolo aza
dia tsy havela tsy akory
fa raha matin-java-nirina
zana-mamba natelin-dreniny
ka lanin'ny kibo nitoerana
[Fox: Hainteny, number 26]

Entry Nirina
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2015/03/06