Entry irina (iry)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tadiavina' ho azo: Irin' ny olona rehetra ny ho tratra antitra sambatra [1.1]
Explanations in English To be desired [1.7]
Explanations in French Qu'on désire [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : irina, iriko, irinao, iriny, irintsika, irinay, irinareo, irin', irin-, irim-, iri-
Past : nirina, niriko, nirinao, niriny, nirintsika, nirinay, nirinareo, nirin', nirin-, nirim-, niri-
Future : hirina, hiriko, hirinao, hiriny, hirintsika, hirinay, hirinareo, hirin', hirin-, hirim-, hiri-
Imperative : irio
Compound words 
Proverbs 

Entry irina
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Bande d'étoffe, planche, etc. [1.19]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11