| Entry | 1 moramora |
| Root | 2 mora |
| Part of speech | 3 adjective or adverb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy Miadana: Ampandehano moramora amin' izay ny fiara fa miharatsy ny lalana Malefaka, malemy: Mitenena moramora Zara raha hita misoritra: Nitsiky moramora izy raha vao nilazako izany [1.1] |
| Explanations in English |
5 easy; slow easily; slowly [1.7] |
| Explanations in French |
6 facile; lent facilement, aisément, doucement, lentement [1.8] |
| Examples |
7 Notonen-dRainilaimanga indray ny fony, nanaovany teny moramora.
[2.324]
8 Ny rantsany fotsiny no nakorisarisany moramora hahazo ny volon-janany. [2.470#147] |
| Anagrams | 9 maromaro, 10 moramora, 11 romaroma |
| Updated on 2025/09/19 |
|