|
|
|
|

Entry1  mivadika atidoha
Elementary words  2  mivadika, 3  atidoha
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  lasa adala [1.1]
Examples  6  Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! [2.4]
7  Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; [1.369]

Updated on 2025/09/12