Entry mitsoka (tsoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamono: Mitsoka ny jiro
¶ Mamelona: Mitsoka afo
¶ Mampangatsiatsiaka: Mitsoka ovy
¶ Mampaneno: Mitsoka sodina
¶ Mifofofofo: Nitsoka maraina ny rivotra androany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsoka
nitsoka
hitsoka
mitsofa
Quotes 

Updated on 2020/07/31