Entry mitsiky (tsiky)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly [Rajemisa 1985]
English definition to smile [Hallanger 1973]
French definition sourire [Hallanger 1974]
Morphology 
mitsiky
nitsiky
hitsiky
mitsikia
Examples 
1Toy ny zazakely azon'ny tori-maso mafy izy, ka indraindray toa mitsiky kely, indraindray toa mihetsiketsika ny molony. [Rajohanesa: Kintana]
2Nipitrapitra nibanjina azy kosa ilaikely, tsy nitokelaky ny hehy na nitsiky kely akory toy ny fanaony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Quotes 

Updated on 2012/09/25