Entry (1/2) | 1 mitrosa |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 trosa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mividy zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Mitrosa hena Misambotra: Nitrosa vola ariary folo tamin-dRakoto izy fa tsy nanamboia hamidy vary |
Explanations in English |
5 [1.7] to go into debt for something; to owe |
Explanations in French |
6 [1.8] acheter à crédit; s'endetter |
Morphology |
|
All compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mitrosà |
Part of speech | 13 imperative of active verb mitrosa [Full list] |
Root | 14 trosa |
Anagrams | 15 matsiro, 16 misotra, 17 mitrosà, mitrosa, 18 mitsora, 19 stirôma, 20 tsy maro |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |