| Entry | 1 mitera-drano |
| Elementary words | 2 miteraka, 3 rano |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in French |
5 produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide [1.3] |
| Examples |
6 ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny.
[2.470]
7 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48] |
| Updated on 2025/09/12 |
|