| Entry (1/2) | 1 mitenatena |
| Root | 2 tenatena |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao itenatena raha miresaka: Aza mitenatena ahy eo ianao fa tsy niady isika na ambany noho ianao aho [1.1] |
| Explanations in French |
5 tutoyer une femme ; une femme qui tutoie un homme, en prononçant le mot itena [1.3] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 mitenatenà |
| Root | 11 tenatena |
| Part of speech | 12 imperative of active verb mitenatena [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
| Explanations in French |
14 [1.3] |
| Anagrams | 15 mitenatenà, mitenatena |
| Updated on 2025/10/18 |
|