Entry tenatena (tena)
Part of speech noun
Malagasy definition Afovoa: Tapaka teo an-tenatena lalana ilay sarety ~ Mahafinaritra ahy izay hira izay, indrindra eo an-tenatenany eo [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2015/03/19