| Entry | 1 mitelin-kafatra |
| Elementary words | 2 mitelina, 3 hafatra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy [1.1] |
| Explanations in French |
6 avaler la commission, ne pas la faire [1.3] |
| Antonyms | 7 tsymitelinkafatra |
| Updated on 2025/10/11 |
|