Entry | mitelin-drora | |
Elementary words | mitelina ; rora | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mitsiriritra ny hihinan-javatra amin' ny fahitana azy fotsiny, mankasitraka ambony ihany amim-pitsiriritana mafy ny zavatra tiana hohanina [1.1] | |
Explanations in English | To desire ardently [1.7] | |
Explanations in French | |Avaler la salive. En avoir l' eau à la bouche et en jouir d'avance. [2.415] | |
Désirer vivement [1.8] | ||
Updated on 2024/03/03 |