|
|
|
|

Entry1  mitelin-kafatra
Elementary words  2 mitelina, 3 hafatra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy [1.1]
Explanations in French  6 avaler la commission, ne pas la faire [1.3]
Antonyms  7 tsy mitelin-kafatra

Updated on 2025/11/02