Entry mitantana (tantana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto
¶ Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay
¶ Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly [Rajemisa 1985]
English definition to take or lead by the hand [Hallanger 1973]
French definition tenir, conduire par la main [Hallanger 1974]
Morphology 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna
Compound words, titles, names 

Entry mitantana (tantana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mizara (hena, vary, sakafo, vola...)
¶ Mitovy lenta [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna

Entry mitantana (tantana)
Part of speech active verb
Malagasy definition miadidy, miandraikitra [SLP 1986]
French definition gérer [SLP 1986]
Morphology 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna

 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna

Entry mitantàna (tantana)
Part of speech imperative of active verb mitantana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/05/17